27 “Andriamanitra anefa ve dia honina etỳ an-tany tokoa?+ Ny lanitra,+ eny, ny lanitry ny lanitra+ aza tsy omby anao,+ koa mainka fa ity trano+ naoriko ity!
24 Ilay Andriamanitra nanao izao tontolo izao sy ny zava-drehetra ao aminy, eny, Izy izay Tompon’ny lanitra sy ny tany,+ dia tsy mba mitoetra ao amin’ny tempoly nataon-tanana.+