FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 113:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Nanjary avo noho ny firenena rehetra i Jehovah.+

      Ambonin’ny lanitra ny voninahiny.+

  • Salamo 148:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Aoka samy hidera ny anaran’i Jehovah ireo,+

      Fa ny anarany ihany no avo indrindra.+

      Ambonin’ny tany sy ny lanitra ny voninahiny.+

  • Jeremia 23:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 “Sa misy olona afaka miafina ao amin’ny takona ka tsy ho hitako?”,+ hoy i Jehovah.

      “Misy zavatra tsy miharihary eo anatrehako ve any an-danitra sy eny ambonin’ny tany?”,+ hoy i Jehovah.

  • Asan’ny Apostoly 7:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 ‘Ny lanitra no seza fiandrianako+ ary ny tany no fitoeran-tongotro.+ Koa trano manao ahoana no hataonareo ho ahy?, hoy i Jehovah. Ary toerana manao ahoana no honenako?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara