Levitikosy 17:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Amin’izay ny sorona ataon’izy ireo dia tsy hatolony intsony ho an’ny demonia miendrika osy,+ izay nananany fifandraisana mamoafady.+ Ho lalàna ho anareo izany mandritra ny fotoana tsy voafetra, hatramin’ny taranakareo fara mandimby.”’ Isaia 13:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Any no handrian’ny biby mpirenireny eny amin’ny faritra karakaina, ary ho feno vorondolo+ lehibe ireo trano. Any koa no honenan’ny aotirisy, ary hisy demonia miendrika osy hitsambikimbikina any.+
7 Amin’izay ny sorona ataon’izy ireo dia tsy hatolony intsony ho an’ny demonia miendrika osy,+ izay nananany fifandraisana mamoafady.+ Ho lalàna ho anareo izany mandritra ny fotoana tsy voafetra, hatramin’ny taranakareo fara mandimby.”’
21 Any no handrian’ny biby mpirenireny eny amin’ny faritra karakaina, ary ho feno vorondolo+ lehibe ireo trano. Any koa no honenan’ny aotirisy, ary hisy demonia miendrika osy hitsambikimbikina any.+