16 Mitandrina ny lalàn’i Omry+ sy izay rehetra nataon’ny taranak’i Ahaba+ ianareo, sady manaraka ny toroheviny.+ Koa hataoko higagan’ny olona ianareo. Ary hataoko izay hahatonga ny olona hisioka haneso ny mponina ao.+ Ary hozakainareo ny latsa ataon’ny olona.”+