1 Mpanjaka 10:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary nataon’ny mpanjaka be dia be toy ny vato ny volafotsy tany Jerosalema,+ ary nataony betsaka toy ny aviavidia any Sefela ny hazo sedera.+ 2 Tantara 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nanjary nanana harena sy voninahitra be i Josafata.+ Nanao fifanarahana tamin’i Ahaba anefa izy, ka nalainy ho vadin-janany ny zanak’i Ahaba.+
27 Ary nataon’ny mpanjaka be dia be toy ny vato ny volafotsy tany Jerosalema,+ ary nataony betsaka toy ny aviavidia any Sefela ny hazo sedera.+
18 Ary nanjary nanana harena sy voninahitra be i Josafata.+ Nanao fifanarahana tamin’i Ahaba anefa izy, ka nalainy ho vadin-janany ny zanak’i Ahaba.+