Estera 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Rehefa natao ny famotopotorana, dia fantatra fa tena marina izany. Koa nahantona+ teo amin’ny tsato-kazo+ izy roa lahy. Dia nosoratana tao amin’ny boky mirakitra ny tantaran’ny+ mpanjaka izany. Estera 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary tsy nahita tory ny mpanjaka tamin’iny alina iny,+ ka nasainy nentina teo aminy ny boky mirakitra ny tantara+ tamin’izany andro izany. Koa novakina teo anatrehan’ny mpanjaka izany.
23 Rehefa natao ny famotopotorana, dia fantatra fa tena marina izany. Koa nahantona+ teo amin’ny tsato-kazo+ izy roa lahy. Dia nosoratana tao amin’ny boky mirakitra ny tantaran’ny+ mpanjaka izany.
6 Ary tsy nahita tory ny mpanjaka tamin’iny alina iny,+ ka nasainy nentina teo aminy ny boky mirakitra ny tantara+ tamin’izany andro izany. Koa novakina teo anatrehan’ny mpanjaka izany.