Ohabolana 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Toy ny lakandrano eo an-tanan’i Jehovah ny fon’ny mpanjaka,+ ka aviliny hankany amin’izay itiavany azy.+ Daniela 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Nebokadnezara, dia nanonofy+ izy ka nitebiteby,+ ary tsy nahita tory. Daniela 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia nody tao an-dapany ny mpanjaka, ary nifady hanina+ izy ny alin’iny, sady tsy nisy zavamaneno nentina teo anatrehany, ary tsy nahita tory izy.+
21 Toy ny lakandrano eo an-tanan’i Jehovah ny fon’ny mpanjaka,+ ka aviliny hankany amin’izay itiavany azy.+
2 Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Nebokadnezara, dia nanonofy+ izy ka nitebiteby,+ ary tsy nahita tory.
18 Dia nody tao an-dapany ny mpanjaka, ary nifady hanina+ izy ny alin’iny, sady tsy nisy zavamaneno nentina teo anatrehany, ary tsy nahita tory izy.+