Estera 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary tsy nahita tory ny mpanjaka tamin’iny alina iny,+ ka nasainy nentina teo aminy ny boky mirakitra ny tantara+ tamin’izany andro izany. Koa novakina teo anatrehan’ny mpanjaka izany. Daniela 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Nebokadnezara, dia nanonofy+ izy ka nitebiteby,+ ary tsy nahita tory.
6 Ary tsy nahita tory ny mpanjaka tamin’iny alina iny,+ ka nasainy nentina teo aminy ny boky mirakitra ny tantara+ tamin’izany andro izany. Koa novakina teo anatrehan’ny mpanjaka izany.
2 Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Nebokadnezara, dia nanonofy+ izy ka nitebiteby,+ ary tsy nahita tory.