FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 8:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nametraka toby miaramila+ tany Damaskosin’i Syria i Davida. Dia lasa mpanompony ny Syrianina, ka nandoa hetra taminy.+ Ary novonjen’i Jehovah foana i Davida, na taiza na taiza nalehany.+

  • 1 Mpanjaka 4:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary i Solomona no nitondra ny fanjakana rehetra nanomboka tany amin’ny Renirano+ ka hatrany amin’ny tanin’ny Filistinina sy ny sisin-tanin’i Ejipta. Nitondra fanomezana ireny sady nanompo an’i Solomona nandritra ny androm-piainany.+

  • 1 Tantara 18:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary notafihin’i Davida tany Hamata+ i Hadadezera+ mpanjakan’i Zoba,+ tamin’izy io nitady hanitatra ny fahefany tany amin’ny reniranon’i Eofrata.+

  • 2 Tantara 26:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nampanamboatra fitaovam-piadiana noforonin’ny lehilahy mahay koa izy tao Jerosalema, mba hapetraka teny amin’ny tilikambo+ sy teny an-joron’ny manda, ka handefasana zana-tsipìka sy vatobe. Koa niely hatrany lavitra be ny lazany,+ satria nahazo fanampiana tamin’ny fomba mahagaga izy mandra-pahatongany ho mahery tokoa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara