Ezra 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nandefa baiko mantsy ny mpanjaka sy ny mpanolo-tsainy+ fito mba hanaovana famotopotorana+ momba an’i Joda sy Jerosalema, araka ilay lalàn’Andriamanitrao+ eo am-pelatananao, Estera 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 I Karsena, Setara, Admata, Tarsisy, Meresa, Marsena, ary Memokana, izay andriana fiton’i+ Persa sy Media, no olona akaiky azy indrindra, ka afaka nankeo anatrehany+ ary nitana toerana ambony tao amin’ny fanjakana.
14 Nandefa baiko mantsy ny mpanjaka sy ny mpanolo-tsainy+ fito mba hanaovana famotopotorana+ momba an’i Joda sy Jerosalema, araka ilay lalàn’Andriamanitrao+ eo am-pelatananao,
14 I Karsena, Setara, Admata, Tarsisy, Meresa, Marsena, ary Memokana, izay andriana fiton’i+ Persa sy Media, no olona akaiky azy indrindra, ka afaka nankeo anatrehany+ ary nitana toerana ambony tao amin’ny fanjakana.