Ohabolana 12:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hoderaina ny olona mitandrina an’izay lazainy,+ fa hohamavoina kosa ny olona fetsifetsy.+ Jeremia 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mpiandry sitraky ny foko no homeko anareo,+ ka hofahanany fahalalana sy fahaiza-manavaka ianareo.+
15 Mpiandry sitraky ny foko no homeko anareo,+ ka hofahanany fahalalana sy fahaiza-manavaka ianareo.+