Nehemia 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nanamboatra ny simba teo anilan’ireo i Meremota+ zanak’i Oria,+ zanak’i Hakoza. Teo anilany kosa i Mesolama+ zanak’i Berekia, zanak’i Mesezabela, ary teo anilany i Zadoka zanak’i Bana. Nehemia 3:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nanarakaraka azy i Meremota zanak’i Oria,+ zanak’i Hakoza. Nanamboatra ampahany tamin’ilay manda izy, nanomboka teo amin’ny fidirana amin’ny tranon’i Eliasiba ka hatrany amin’ny faran’io trano io.
4 Ary nanamboatra ny simba teo anilan’ireo i Meremota+ zanak’i Oria,+ zanak’i Hakoza. Teo anilany kosa i Mesolama+ zanak’i Berekia, zanak’i Mesezabela, ary teo anilany i Zadoka zanak’i Bana.
21 Ary nanarakaraka azy i Meremota zanak’i Oria,+ zanak’i Hakoza. Nanamboatra ampahany tamin’ilay manda izy, nanomboka teo amin’ny fidirana amin’ny tranon’i Eliasiba ka hatrany amin’ny faran’io trano io.