-
2 Tantara 34:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Dia nijoro teo amin’izay nisy azy+ ny mpanjaka ka nanao fifanekena+ teo anatrehan’i Jehovah, fa hanaraka an’i Jehovah sy hitandrina ny didiny+ sy ny fampahatsiahivany+ ary ny fitsipiny+ amin’ny fony manontolo+ sy ny tenany manontolo,+ ary hanatanteraka+ izay voalazan’ilay fifanekena voasoratra tao amin’ilay boky.+
-