Nehemia 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia hitan’izy ireo voasoratra tao amin’ilay lalàna ny didy nomen’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy,+ hoe tokony hipetraka ao anaty trano rantsankazo+ ny zanak’Israely mandritra ny fety amin’ny volana fahafito.+ Asan’ny Apostoly 7:53 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 Ianareo no nandray ny Lalàna nampitain’ny anjely,+ nefa tsy nitandrina izany.”
14 Dia hitan’izy ireo voasoratra tao amin’ilay lalàna ny didy nomen’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy,+ hoe tokony hipetraka ao anaty trano rantsankazo+ ny zanak’Israely mandritra ny fety amin’ny volana fahafito.+