Joba 30:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “Izao anefa dia mihomehy ahy+Ireo tanora kokoa noho izaho.+Ny rainy aza anefa tsy navelako akoryHiaraka tamin’ny alika mpiandry ny ondriko. Salamo 79:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nanjary nandatsa anay ny mpiara-monina taminay,+Ary naneso sy nanaraby anay ny manodidina anay.+ Salamo 80:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ataonao miady anay ny manodidina anay,+Ary manaram-po maneso anay ny fahavalonay.+
30 “Izao anefa dia mihomehy ahy+Ireo tanora kokoa noho izaho.+Ny rainy aza anefa tsy navelako akoryHiaraka tamin’ny alika mpiandry ny ondriko.