FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 10:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Fa Andriamanitry ny andriamanitra+ sy Tompon’ny tompo+ i Jehovah Andriamanitrareo. Izy no Andriamanitra lehibe sy mahery ary mendrika hatahorana,+ izay tsy miangatra amin’iza na iza,+ ary tsy mandray kolikoly,+

  • Salamo 47:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Fa tokony hatahorana i Jehovah, ilay Avo Indrindra,+

      Ilay Mpanjaka lehibe ambonin’ny tany manontolo.+

  • Daniela 9:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia nivavaka tamin’i Jehovah Andriamanitro aho, ka nibaboka hoe:+

      “Jehovah ô, Andriamanitra lehibe+ sy mendrika hatahorana ianao. Manaja ny fifanekena+ nifanaovanao tamin’ireo tia anao sy ireo mitandrina ny didinao+ ianao, sady maneho hatsaram-panahy feno fitiavana+ amin’izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara