Nehemia 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy nahalala izay nalehako sy nataoko ireo solontenam-panjakana.+ Ary mbola tsy nilazako na inona na inona ny Jiosy sy ny mpisorona sy ny olona ambony sy ny solontenam-panjakana ary ny sisa tamin’ireo mpanao ny asa. Nehemia 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa nomeko tsiny ny olona ambony+ tao Joda hoe: “Inona izao ratsy ataonareo izao, ka anazimbazimbanareo ny andro sabata?
16 Tsy nahalala izay nalehako sy nataoko ireo solontenam-panjakana.+ Ary mbola tsy nilazako na inona na inona ny Jiosy sy ny mpisorona sy ny olona ambony sy ny solontenam-panjakana ary ny sisa tamin’ireo mpanao ny asa.
17 Koa nomeko tsiny ny olona ambony+ tao Joda hoe: “Inona izao ratsy ataonareo izao, ka anazimbazimbanareo ny andro sabata?