FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 4:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Raha vao hitako fa natahotra izy ireo, dia nitsangana aho ka nilaza tamin’ny olona ambony+ sy ny solontenam-panjakana+ ary ny vahoaka hoe: “Aza matahotra+ an’ireo fa i Jehovah, ilay lehibe+ sy mendrika hatahorana+ no ataovy an-tsaina. Ary miadia hiaro ny rahalahinareo+ sy ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy sy ny vadinareo ary ny tranonareo.”

  • Nehemia 7:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nataon’Andriamanitro tao am-poko+ anefa ny hevitra hamory ny olona ambony sy ny solontenam-panjakana ary ny vahoaka, mba hosoratana anarana ao amin’ny tetirazana izy ireo.+ Dia hitako ilay boky misy ny tetirazan’ireo+ nivoaka voalohany avy any an-tsesitany, ka izao no voasoratra tao:

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara