Deoteronomia 7:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Aza mivadi-po noho ny aminy, fa eo aminao i Jehovah Andriamanitrao,+ izay Andriamanitra lehibe sy mendrika hatahorana.+ Nehemia 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia hoy aho: “Ry Jehovah Andriamanitry ny lanitra ô! Andriamanitra lehibe sy mendrika hatahorana ianao.+ Manaja ny fifanekena+ nifanaovanao tamin’ireo tia anao+ sy ireo mitandrina ny didinao+ ianao, sady maneho hatsaram-panahy feno fitiavana amin’izy ireo. Salamo 47:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa tokony hatahorana i Jehovah, ilay Avo Indrindra,+Ilay Mpanjaka lehibe ambonin’ny tany manontolo.+ Salamo 65:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Zavatra mampahatahotra sy araka ny marina no avalinao anay,+Ry Andriamanitry ny famonjena anay ô,+Ry ilay Itokisan’ny olona hatrany amin’ny faran’ny tany sy ireo any an-dranomasina lavitra.+
21 Aza mivadi-po noho ny aminy, fa eo aminao i Jehovah Andriamanitrao,+ izay Andriamanitra lehibe sy mendrika hatahorana.+
5 Dia hoy aho: “Ry Jehovah Andriamanitry ny lanitra ô! Andriamanitra lehibe sy mendrika hatahorana ianao.+ Manaja ny fifanekena+ nifanaovanao tamin’ireo tia anao+ sy ireo mitandrina ny didinao+ ianao, sady maneho hatsaram-panahy feno fitiavana amin’izy ireo.
2 Fa tokony hatahorana i Jehovah, ilay Avo Indrindra,+Ilay Mpanjaka lehibe ambonin’ny tany manontolo.+
5 Zavatra mampahatahotra sy araka ny marina no avalinao anay,+Ry Andriamanitry ny famonjena anay ô,+Ry ilay Itokisan’ny olona hatrany amin’ny faran’ny tany sy ireo any an-dranomasina lavitra.+