9Ary voasoratra tao amin’ny tetirazana+ avokoa ny Israelita, ka voasoratra tao amin’ny Boky Momba ny Mpanjakan’ny Israely. Ary natao sesitany+ tany Babylona ny Joda, noho izy nivadika.
62 Ireo no nitady ny lisitra tokony hisy ny anarany mba hanamarinana amin’ny besinimaro ny razana niaviany. Tsy nahita ny anarany tao anefa izy ireo, ka tsy nekena ho isan’ny mpisorona satria noheverina ho maloto.+