FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 7:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Araka ny voasoratra ao amin’ny tetirazany,+ dia roanjato sy roa alina ny lehilahy natanjaka sy nahery fo izay samy lohan’ny fianakaviambe avy amin’ireo rainy.

  • 1 Tantara 7:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Ireo rehetra ireo no taranak’i Asera, izay samy lohan’ny+ fianakaviambe avy amin’ireo rainy. Lehilahy voafantina sy nahery fo+ ary natanjaka koa izy ireo, sady lohan’ny mpiadidy. Ary nampiasain’ny tafika tamin’ny fotoanan’ny ady ny anaran’ireo voasoratra tao amin’ny tetirazany.+ Enina arivo sy roa alina ny isan’izy ireo.+

  • Ezra 2:59
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 59 Ary ireto avy no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy Adona ary Imera, nefa tsy afaka nilaza hoe avy amin’ny Israely ny fianakaviambe avy amin’ireo rainy sy ny fiaviany:+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara