Levitikosy 27:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ireo no didy+ nomen’i Jehovah an’i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay+ ho an’ny zanak’Israely. Nomery 36:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ireo no didy+ sy didim-pitsarana nomen’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy ho an’ny zanak’Israely, teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba, any akaikin’ny Reniranon’i Jordana sady tandrifin’i Jeriko.+ Salamo 119:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ianao no efa nandidy+Mba hanarahana tsara ny didinao.+
13 Ireo no didy+ sy didim-pitsarana nomen’i Jehovah tamin’ny alalan’i Mosesy ho an’ny zanak’Israely, teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba, any akaikin’ny Reniranon’i Jordana sady tandrifin’i Jeriko.+