Lioka 23:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nanomboka niampanga azy+ izy ireo hoe: “Ity lehilahy ity hitanay nampikomy+ ny firenenay, ary nandrara tsy handoa hetra+ amin’i Kaisara, sady nilaza fa izy no Kristy mpanjaka.”+
2 Ary nanomboka niampanga azy+ izy ireo hoe: “Ity lehilahy ity hitanay nampikomy+ ny firenenay, ary nandrara tsy handoa hetra+ amin’i Kaisara, sady nilaza fa izy no Kristy mpanjaka.”+