1 Mpanjaka 21:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Makà lehilahy roa+ tsy manjary,+ ka asaivo mipetraka eo anoloany ireo hiampanga azy+ hoe: ‘Nanozona an’Andriamanitra sy ny mpanjaka ianao!’+ Dia ento mivoaka izy, ka torahy vato ho faty.”+ Salamo 35:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Vavolombelona mahery setra no mitsangana hiampanga ahy.+Ary zavatra tsy fantatro no anontaniany ahy.+
10 Makà lehilahy roa+ tsy manjary,+ ka asaivo mipetraka eo anoloany ireo hiampanga azy+ hoe: ‘Nanozona an’Andriamanitra sy ny mpanjaka ianao!’+ Dia ento mivoaka izy, ka torahy vato ho faty.”+
11 Vavolombelona mahery setra no mitsangana hiampanga ahy.+Ary zavatra tsy fantatro no anontaniany ahy.+