FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 15:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Koa mahereza+ ianareo, ary aza miraviravy tanana,+ fa handray valisoa ianareo amin’izay ataonareo.”+

  • Ezra 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary ny mponina manodidina dia tsy nitsahatra nampiraviravy+ tanana ny mponin’i Joda sy nanakivy azy ireo tsy hanorina,+

  • Isaia 35:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Hatanjaho ny tanana miraviravy sy ny lohalika mangozohozo.+

  • Jeremia 38:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary hoy ireo andriana tamin’ny mpanjaka: “Aoka hovonoina ho faty iny lehilahy iny,+ fa mampiraviravy tanana an’ireo lehilahy mpiady sisa ato an-tanàna sy ny vahoaka manontolo, noho ny nitenenany+ izany taminy. Tsy mitady izay hiadanan’ity firenena ity iny lehilahy iny fa maniry loza kosa.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara