FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Raha nisy saika lavo, dia ny teninao no nanarina azy,+

      Ary nohatanjahinao ny lohalika malemy.+

  • Lioka 22:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Efa nitalaho+ ho anao anefa aho mba tsy ho levona ny finoanao. Ary raha vao tafarina ianao, dia ampaherezo+ ny rahalahinao.”

  • Hebreo 12:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa hatanjaho ny tanana miraviravy+ sy ny lohalika malemy,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara