Isaia 35:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hatanjaho ny tanana miraviravy sy ny lohalika mangozohozo.+ Hebreo 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa hatanjaho ny tanana miraviravy+ sy ny lohalika malemy,+