FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 2:54
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 54 Ary ny zanakalahin’i Salma dia i Betlehema+ sy ny Netofatita,+ sy i Atrota-beti-joaba sy ny antsasaky ny Manahatita ary ny Zorita.

  • Ezra 2:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 enina amby dimampolo ny avy any Netofa,+

  • Jeremia 40:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa nankany amin’i Gedalia tany Mizpa izy ireo, dia i Ismaela+ zanak’i Netania, Johanana+ sy Jonatana zanak’i Karea, sy Seraia zanak’i Tanometa, ireo zanak’i Efay Netofatita,+ ary Jazania+ zanak’ilay Makatita,+ niaraka tamin’ny miaramilany avy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara