Nehemia 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 dia nandefa hafatra avy hatrany tany amiko i Sanbala sy Gasema hoe: “Andao isika hifanao fotoana+ any amin’ny tanàna kelin’ny lemak’i* Ono.”+ Niray tetika hanisy ratsy ahy anefa izy ireo.+
2 dia nandefa hafatra avy hatrany tany amiko i Sanbala sy Gasema hoe: “Andao isika hifanao fotoana+ any amin’ny tanàna kelin’ny lemak’i* Ono.”+ Niray tetika hanisy ratsy ahy anefa izy ireo.+