-
2 Tantara 35:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Nanomana ny Paska ho an’ny tenany sy ho an’ny mpisorona+ koa ny Levita avy eo, satria ny mpisorona taranak’i Arona mbola sahirana nanolotra ny fanatitra dorana+ sy ny tavin’ireo+ sorona, mandra-pahalin’ny andro. Koa ny Levita no nanomana+ ny Paska ho an’ny tenany sy ho an’ny mpisorona taranak’i Arona.
-