Estera 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nalahelo mafy+ koa ny Jiosy tany amin’ny faritany+ rehetra nahatongavan’ny didin’ny mpanjaka sy ny lalàny. Koa nifady hanina+ sy nitomany ary nidradradradra izy ireo. Ary maro no natory teo ambony gony+ sy lavenona.+ Jona 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia nino an’Andriamanitra ny olona tao Ninive,+ ka nanao antso avo hoe hisy fifadian-kanina. Nitafy lamba gony koa izy ireo,+ hatramin’ny lehibe indrindra ka hatramin’ny kely indrindra.
3 Nalahelo mafy+ koa ny Jiosy tany amin’ny faritany+ rehetra nahatongavan’ny didin’ny mpanjaka sy ny lalàny. Koa nifady hanina+ sy nitomany ary nidradradradra izy ireo. Ary maro no natory teo ambony gony+ sy lavenona.+
5 Dia nino an’Andriamanitra ny olona tao Ninive,+ ka nanao antso avo hoe hisy fifadian-kanina. Nitafy lamba gony koa izy ireo,+ hatramin’ny lehibe indrindra ka hatramin’ny kely indrindra.