Salamo 106:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Efa nanota tahaka ny razanay izahay,+Nanao zavatra tsy nety izahay, ary nanao ratsy.+ Ohabolana 28:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izay nandika lalàna ka manarontsarona ny nataony dia tsy hahomby,+ fa izay miaiky heloka sy miala amin’izany kosa no hamindrana fo.+
13 Izay nandika lalàna ka manarontsarona ny nataony dia tsy hahomby,+ fa izay miaiky heloka sy miala amin’izany kosa no hamindrana fo.+