FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Hoy anefa i Farao: “Fa i Jehovah moa no iza+ no tokony hihaino ny feony aho, ka handefa ny Israely?+ Tsy fantatro mihitsy izany Jehovah izany,+ sady tsy alefako koa ny Israely.”+

  • Eksodosy 10:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa nankao amin’i Farao i Mosesy sy Arona, ary niteny taminy hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Hebreo: ‘Mandra-pahoviana ianao no tsy hety hanaiky ahy?+ Alefaso ny oloko hanompo ahy.

  • Eksodosy 18:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fantatro izao fa lehibe noho ny andriamanitra rehetra i Jehovah,+ rehefa jerena ny nanjo ny Ejipsianina izay nanao tsinontsinona ny Israelita.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara