Deoteronomia 31:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fantatro tsara mantsy fa mpikomy+ ianareo sady mafy hatoka.+ Mbola velona eto aminareo aza aho ankehitriny dia efa mikomy amin’i Jehovah ianareo,+ koa mainka fa rehefa maty aho?
27 Fantatro tsara mantsy fa mpikomy+ ianareo sady mafy hatoka.+ Mbola velona eto aminareo aza aho ankehitriny dia efa mikomy amin’i Jehovah ianareo,+ koa mainka fa rehefa maty aho?