-
Deoteronomia 31:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Ary rehefa ianjadian’ny loza sy fahoriana maro izy ireo,+ dia ho vavolombelona hiampanga azy io hira io, satria tsy ho afaka am-bavan’ny taranany. Fantatro tsara mantsy ny toe-tsaina+ mihamahazo vahana eo amin’izy ireo amin’izao fotoana izao, na dia alohan’ny hampidirako azy ao amin’ilay tany nianianako taminy aza.”
-
-
2 Mpanjaka 17:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 I Jehovah anefa efa nampitandrina+ foana ny Israely+ sy ny Joda,+ tamin’ny alalan’ny mpaminaniny+ rehetra sy ny mpahita+ rehetra, nanao hoe: “Mialà amin’ny lalan-dratsinareo+ ary tandremo ny didiko+ sy ny fitsipiko,+ araka ny lalàna+ rehetra izay nandidiako ny razanareo+ sy nalefako tany aminareo tamin’ny alalan’ny mpaminany mpanompoko.”+
-