FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 22:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Mandehana manontany+ an’i Jehovah, ho ahy sy ho an’ny vahoaka ary ny Joda rehetra, momba ireo teny ao amin’io boky vao hita io. Fa lehibe ny fahatezeran’i Jehovah+ hihatra amintsika, satria tsy nihaino ny teny voalaza ao amin’io boky io ny razantsika,+ ka tsy nanaraka izay rehetra voasoratra momba antsika.”+

  • Fitomaniana 5:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Ny razanay no nanota,+ ary tsy eo intsony izy ireo. Fa izahay kosa no nibaby ny fahadisoany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara