Eksodosy 39:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 izany hoe lakolosy dia avy eo ampongabendanitra, ary toy izany hatrany nanaraka ny morontongotr’ilay akanjo tsy misy tanany+ izay hoenti-manompo, araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy. Nomery 8:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia hanampy an’ireo rahalahiny manao adidy ao amin’ny tranolay fihaonana izy, nefa tsy hanao fanompoana. Izany no hataonao amin’ny Levita, momba ny andraikiny.”+ Deoteronomia 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izy mantsy no nofidin’i Jehovah Andriamanitrao avy teo amin’ny fokonao rehetra mba hitsangana hanompo foana amin’ny anaran’i Jehovah, eny, izy sy ny zanany.+
26 izany hoe lakolosy dia avy eo ampongabendanitra, ary toy izany hatrany nanaraka ny morontongotr’ilay akanjo tsy misy tanany+ izay hoenti-manompo, araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.
26 Dia hanampy an’ireo rahalahiny manao adidy ao amin’ny tranolay fihaonana izy, nefa tsy hanao fanompoana. Izany no hataonao amin’ny Levita, momba ny andraikiny.”+
5 Izy mantsy no nofidin’i Jehovah Andriamanitrao avy teo amin’ny fokonao rehetra mba hitsangana hanompo foana amin’ny anaran’i Jehovah, eny, izy sy ny zanany.+