FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia samy nijoro teo amin’ny toerana tokony hisy azy avy ny mpisorona+ sy ny Levita+ nitondra zavamaneno hanaovana hira+ ho an’i Jehovah. Namboarin’i Davida+ Mpanjaka ireny zavamaneno ireny mba hanaovana hira fisaorana an’i Jehovah hoe “mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana”, isaky ny manao hira fiderana amin’ny alalan’izy ireo i Davida. Ary nampaneno mafy ny trompetra+ teo anoloan’izy ireo ny mpisorona, raha mbola nitsangana ny Israelita rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara