Josoa 21:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary ny avy tamin’ny fokon’i Benjamina dia i Gibeona+ sy ny kijanany, Geba+ sy ny kijanany, 1 Tantara 8:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary ireto avy ny zanakalahin’i Ehoda, izay samy lohan’ireo fianakaviamben’ny mponina tao Geba,+ sady nanao sesitany an’ireo mponina ireo tany Manahata: Nehemia 11:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ny taranak’i Benjamina dia avy any Geba,+ Mikmasy,+ Aia,+ Betela+ sy ny tanàna niankina taminy,
6 Ary ireto avy ny zanakalahin’i Ehoda, izay samy lohan’ireo fianakaviamben’ny mponina tao Geba,+ sady nanao sesitany an’ireo mponina ireo tany Manahata: