Nehemia 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary nanamboatra ny simba teo anilan’ireo i Oziela zanak’i Haraia, mpanefy volamena.+ Teo anilany i Hanania izay anisan’ny mpanamboatra menaka fanosorana,+ ary nataon’izy ireo rarivato ny lalan’i Jerosalema hatreo amin’ny Manda Lehibe.+
8 Ary nanamboatra ny simba teo anilan’ireo i Oziela zanak’i Haraia, mpanefy volamena.+ Teo anilany i Hanania izay anisan’ny mpanamboatra menaka fanosorana,+ ary nataon’izy ireo rarivato ny lalan’i Jerosalema hatreo amin’ny Manda Lehibe.+