Nomery 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Ampanatony ny fokon’i Levy,+ ka asaivo mijoro eo anatrehan’i Arona mpisorona, mba hanampy+ azy. 1 Tantara 23:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Anjaran’izy ireo ny manampy ny taranak’i Arona+ amin’ny fanompoana ao an-tranon’i Jehovah: Ny fikarakarana ny tokotany+ sy ny efitra fisakafoana,+ ny fanadiovana ny zava-masina+ rehetra, ny asa fanompoana ao an-tranon’Andriamanitra,
28 Anjaran’izy ireo ny manampy ny taranak’i Arona+ amin’ny fanompoana ao an-tranon’i Jehovah: Ny fikarakarana ny tokotany+ sy ny efitra fisakafoana,+ ny fanadiovana ny zava-masina+ rehetra, ny asa fanompoana ao an-tranon’Andriamanitra,