Nehemia 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa efa namoaka didy momba azy ireo ny mpanjaka,+ sady efa nisy fandaharana raikitra hanomezana an’ireo mpihira ny zavatra ilainy isan’andro.+
23 Fa efa namoaka didy momba azy ireo ny mpanjaka,+ sady efa nisy fandaharana raikitra hanomezana an’ireo mpihira ny zavatra ilainy isan’andro.+