FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsy maintsy homena azy ireo tsy tapaka isan’andro koa izay ilaina, dia vantotr’ombilahy+ sy ondrilahy+ ary zanak’ondry+ hatao fanatitra dorana ho an’Andriamanitry ny lanitra, ary koa varimbazaha,+ sy sira,+ sy divay,+ ary menaka,+ araka izay lazain’ireo mpisorona any Jerosalema,

  • Ezra 7:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ampahafantariko anareo koa fa tsy azo ampandoavina hetra na haba+ na hetran-dalana+ ny mpisorona,+ sy ny Levita,+ sy ny mpitendry zavamaneno,+ sy ny mpiandry varavarana,+ sy ny Netinima,+ ary ny mpiasa ao amin’io tranon’Andriamanitra io.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara