FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 10:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Ary hoentinay any amin’ny mpisorona ao amin’ny efitra fisakafoana+ ao an-tranon’Andriamanitray ny santatry ny varimbazahanay tsy nototoina malemy,+ sy ny fanomezanay+ sy ny vokatry ny karazan-kazo rehetra,+ sy ny divay vaovao+ ary ny menaka.+ Ary hatolotray ho an’ny Levita ny ampahafolon’ny vokatry ny taninay,+ satria ny Levita no mandray ny ampahafolony, any amin’ny tanàna rehetra anaovanay fambolena.

  • Nehemia 10:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Tokony hisy mpisorona taranak’i Arona hiaraka amin’ny Levita rehefa mandray ny ampahafolony izy. Ary ny ampahafolon’izany kosa dia tokony haterin’ny Levita ao an-tranon’Andriamanitray,+ ao amin’ny efitra fisakafoana+ any amin’ny trano fitehirizana an’ireny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara