Nehemia 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary ren’i Sanbala+ Horonita+ sy Tobia+ Amonita+ mpanompo izany ka sosotra+ izy ireo, satria nisy olona tonga mba hitady izay hahasoa ny zanak’Israely. Nehemia 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia tezitra be ry Sanbala+ sy Tobia+ mbamin’ny Arabo+ sy ny Amonita+ ary ny Asdodita,+ raha vao nandre fa nandroso ny fanamboarana ny mandan’i Jerosalema. Efa kely sisa mantsy dia ho voatampina ny banga.
10 Ary ren’i Sanbala+ Horonita+ sy Tobia+ Amonita+ mpanompo izany ka sosotra+ izy ireo, satria nisy olona tonga mba hitady izay hahasoa ny zanak’Israely.
7 Dia tezitra be ry Sanbala+ sy Tobia+ mbamin’ny Arabo+ sy ny Amonita+ ary ny Asdodita,+ raha vao nandre fa nandroso ny fanamboarana ny mandan’i Jerosalema. Efa kely sisa mantsy dia ho voatampina ny banga.