Nehemia 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nandre izany i Sanbala+ Horonita, sy Tobia+ Amonita+ mpanompo,+ ary Gasema+ Arabo,+ ka naneso+ sy nanamavo anay sady niteny hoe: “Fa inona ity ataonareo? Mikomy amin’ny mpanjaka angaha ianareo?”+ Nehemia 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Raha vao ren’i Sanbala+ fa nanorina indray ny manda izahay, dia tezitra+ sy nisafoaka mafy izy, ka nesoiny+ foana ny Jiosy. Nehemia 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 dia nandefa hafatra avy hatrany tany amiko i Sanbala sy Gasema hoe: “Andao isika hifanao fotoana+ any amin’ny tanàna kelin’ny lemak’i* Ono.”+ Niray tetika hanisy ratsy ahy anefa izy ireo.+
19 Nandre izany i Sanbala+ Horonita, sy Tobia+ Amonita+ mpanompo,+ ary Gasema+ Arabo,+ ka naneso+ sy nanamavo anay sady niteny hoe: “Fa inona ity ataonareo? Mikomy amin’ny mpanjaka angaha ianareo?”+
4 Raha vao ren’i Sanbala+ fa nanorina indray ny manda izahay, dia tezitra+ sy nisafoaka mafy izy, ka nesoiny+ foana ny Jiosy.
2 dia nandefa hafatra avy hatrany tany amiko i Sanbala sy Gasema hoe: “Andao isika hifanao fotoana+ any amin’ny tanàna kelin’ny lemak’i* Ono.”+ Niray tetika hanisy ratsy ahy anefa izy ireo.+