Salamo 94:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hiray tsikombakomba aminao ve ireo mpitondra ratsy fanahy,+Nefa mitetika ny hanisy ratsy amin’ny alalan’ny lalàna?+ Daniela 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa aoka hamoaka izany lalàna izany ianao, ry mpanjaka ô, ka ataovy sonia izany+ mba tsy ho azo ovana, araka ny lalàn’ny Medianina sy ny Persianina,+ izay tsy azo foanana.”+
20 Hiray tsikombakomba aminao ve ireo mpitondra ratsy fanahy,+Nefa mitetika ny hanisy ratsy amin’ny alalan’ny lalàna?+
8 Koa aoka hamoaka izany lalàna izany ianao, ry mpanjaka ô, ka ataovy sonia izany+ mba tsy ho azo ovana, araka ny lalàn’ny Medianina sy ny Persianina,+ izay tsy azo foanana.”+