Ohabolana 14:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ny mpanompo lalin-tsaina no mahafinaritra ny mpanjaka,+ fa mahatezitra azy kosa ny mpanompo manao izay mahamenatra.+ Ohabolana 16:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Midika ho fiainana ny fahazoana sitraka amin’ny mpanjaka,*+ ary toy ny rahona mitondra oran-dohataona ny fankasitrahany.+ Ohabolana 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mierona hoatran’ny liona tanora ny mpanjaka romotry ny hatezerana,+ fa toy ny ando eo amin’ny ahitra kosa ny fankasitrahany.+
35 Ny mpanompo lalin-tsaina no mahafinaritra ny mpanjaka,+ fa mahatezitra azy kosa ny mpanompo manao izay mahamenatra.+
15 Midika ho fiainana ny fahazoana sitraka amin’ny mpanjaka,*+ ary toy ny rahona mitondra oran-dohataona ny fankasitrahany.+
12 Mierona hoatran’ny liona tanora ny mpanjaka romotry ny hatezerana,+ fa toy ny ando eo amin’ny ahitra kosa ny fankasitrahany.+