FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary ny mpanompon’ny mpanjaka teo am-bavahadiny+ dia niondrika sy niankohoka teo anatrehan’i Hamana avokoa, satria izany no didin’ny mpanjaka. Fa i Mordekay kosa tsy mba niondrika na niankohoka.+

  • Estera 5:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary nirehareha teo anatrehan’izy ireo izy ny amin’ny harem-beny+ sy ny hamaroan’ny zanany+ ary ny zava-drehetra nanomezan’ny mpanjaka voninahitra azy sy nanandratany azy ho ambony noho ireo andriana sy mpanompon’ny mpanjaka.+

  • Ohabolana 16:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ny fireharehana mialoha ny fahalavoana,+ ary ny fieboeboana mialoha ny fianjerana.+

  • Ohabolana 18:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ny fireharehan’ny fon’ny olona mialoha ny fahalavoany,+ ary ny fanetren-tena mialoha ny voninahitra.+

  • Ohabolana 30:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Misy taranaka manana fijery tena mianjonanjona. Ary miandranandrana ny masony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara