Estera 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Taorian’izany dia nomen’i Ahasoerosy Mpanjaka voninahitra sy nasandrany+ i Hamana+ zanak’i Hamedota Agagita,+ ka nomeny seza fiandrianana ambony noho ny an’ny andriana hafa rehetra.+ Estera 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hoy koa i Hamana: “Ankoatra izany, dia tsy nisy afa-tsy izaho no nasain’i Estera vadin’ny mpanjaka mba hiaraka tamin’ny mpanjaka tany amin’ilay fanasana nataony.+ Ary mbola nasainy koa aza aho rahampitso,+ miaraka amin’ny mpanjaka.
3 Taorian’izany dia nomen’i Ahasoerosy Mpanjaka voninahitra sy nasandrany+ i Hamana+ zanak’i Hamedota Agagita,+ ka nomeny seza fiandrianana ambony noho ny an’ny andriana hafa rehetra.+
12 Hoy koa i Hamana: “Ankoatra izany, dia tsy nisy afa-tsy izaho no nasain’i Estera vadin’ny mpanjaka mba hiaraka tamin’ny mpanjaka tany amin’ilay fanasana nataony.+ Ary mbola nasainy koa aza aho rahampitso,+ miaraka amin’ny mpanjaka.